| Entrée | 1 vava tsy ratsy |
| Mots élémentaires | 2 vava, 3 tsy, 4 ratsy |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] |
| Synonymes | 7 am-bava tsy ratsy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|